《Alina Mangina》歌词

[00:05:17] lina mamirifiry toa mangatsiaka ny aty
[00:05:17] Alina tena mangina mahatsiaro anao mbola tia
[00:05:17] Misy fotoana te hiantso aho
[00:05:17] Hiantso ny anaranao
[00:05:17] Nefa injay toa miseho
[00:05:17] Ilay endrikao tena tia
[00:05:17] Rahoviana indray vao mba hihaona
[00:05:17] Rahoviana ianao vao mba ho avy'
[00:05:17] Zaho aty sasatra foana
[00:05:17] Sasatra miandriandry anao
[00:05:17] Rehefa tonga any ianao
[00:05:17] Dia manorata aty
[00:05:17] Lazao fa tsy manadino'zany nalavitra aty
[00:05:17] Misy fotoana te hiantso aho
[00:05:17] Hiantso ny anaranao
[00:05:17] Nefa injay toa miseho
[00:05:17] Ilay endrikao tena tia Rahoviana indray...
[00:05:17] Na mbola ho ela aza izany
[00:05:17] Hahitako anao eto indray'
[00:05:17] Zao 'aty dia manantena
[00:05:17] Fa tsisyvery ilay fitia
[00:05:17] Fitiavana iray ho anao sy ho ahy
[00:05:17] No efa nomaniko anao
[00:05:17] Fitiavana iray mandrakizay
[00:05:17] No efa nomaniko an-dry
[00:05:17] Rahoviana indray...
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 摇摇滚滚的路 [群星]
- 夢のうた [倖田來未]
- 你这个男人 [陈慧琳]
- Blame It on Your Heart [Patty Loveless]
- 第339集_异世邪君 [大灰狼]
- 第816集_围剿 [我影随风]
- 成功属于你和我 [翎格]
- 我没有 [薇格]
- Hello Mary Lou [Adam Faith]
- Shady Lady Bird [Peggy Lee]
- 爱的乐章 [甘璐]
- Harsh Realm [Widowspeak]
- Love For Sale [Dinah Washington]
- I Wanna Love My Life Away(Remastered 2015) [Gene Pitney]
- Shakespeare’s Sister(2011 Remaster) [The Smiths]
- You Send Me(Remastered) [Sam Cooke]
- Honey, Honey (From \”Mamma Mia!\”) [The New Musical Cast&Orig]
- Wise Up Ghost [Elvis Costello&The Roots]
- Nothing Matters [Jess & Matt]
- 共犯者 [加治ひとみ]
- Show Me(Live At Hammersmith Odeon) [ABC]
- O Amor Em Paz [Joao Gilberto]
- Chew-Chew-Chew [Duke Ellington Small Grou]
- 秋意凉 [李永昌]
- 地坑院-好好活 [木纹]
- 每秒烧掉18万!钱都给了吴亦凡?《星际特工》究竟值不值得看? [马桶喜剧]
- Ein Schiff Wird Kommen [Lale Andersen]
- 一号公路 [石行]
- 孤独的牧羊人 [罗天婵]
- Mil E Uma Noites De Amor [Pepeu Gomes]
- DemoA [李明霖]
- 追梦人 [紫吉]
- Street of Dreams [Patti Austin]
- Witch Doctor [Banda Coralina del Caribe]
- 是我不好 [汐prince]
- Siete Vidas [Antonio Flores]
- Autumn Leaves [Paul Anka]
- If I Give My Heart to You [Doris Day]
- Einer von uns lügt [Nockalm Quintett]
- 拔萝卜 [儿歌]
- 梦醒了 [于乐]
- Days Like Today [2AM]