《Rafahafahana》歌词

[00:05:02] Tiako, tiako
[00:05:02] ary tena faniriako
[00:05:02] raha ialahy, no mba namana,
[00:05:02] Mety handray, ireto,
[00:05:02] Ireto tanana
[00:05:02] Indrisy, indrisy,
[00:05:02] Toa mitady ny tsy misy
[00:05:02] Fa ialahy, Rafahafahana
[00:05:02] Toa mand脿, tsy mety,
[00:05:02] Mety ho namana...
[00:05:02] Teto aho, dia nipitrapitra,
[00:05:02] Sy nitsiriritra,
[00:05:02] Ny sty natao ho ahy
[00:05:02] Nefa, fitia tsy mety ritra,
[00:05:02] Mikiry sy maditra,
[00:05:02] Natokako an'ialahy...
[00:05:02] Indraindray, indraindray,
[00:05:02] Variana aho mijery an'ialahy
[00:05:02] Manantona, ireo zay tsy mitady,
[00:05:02] Fa miavona, anay,
[00:05:02] Zay mandadilady...
[00:05:02] Inona, inona,
[00:05:02] No anaovan'ialahy ahy tsinontsinona,
[00:05:02] Manavaka trano hidirana,
[00:05:02] Sa ve ialahy, mifidy,
[00:05:02] Fihodirana...
[00:05:02] Zahay ety,
[00:05:02] Mijinja ny mafaitra,
[00:05:02] Mitaty ny tsy laitra,
[00:05:02] Tsy afaka manoatra
[00:05:02] Iandrasana, hitondra takaitra,
[00:05:02] Zay ngamba ialahy vao taitra,
[00:05:02] Sao dia mba tara loatra...
[00:05:02] Potika, potika,
[00:05:02] Fo sy saina rotidrotika,
[00:05:02] Miantomboka, ny faharavana
[00:05:02] Ka eo ilay, ry, ry figadrana.
[00:05:02] Foiko, foiko,
[00:05:02] Raha ny foko no henoiko
[00:05:02] Hanome ny Aiko,
[00:05:02] Mba ho sorona,
[00:05:02] Ka ny fanahiko, hitovy
[00:05:02] Amin'ny vorona...
[00:05:02] Aoka aho,
[00:05:02] Mba ho tompon-tsafidy,
[00:05:02] Mba tsy havela hihidy,
[00:05:02] Ty vavako miteny
[00:05:02] Ampy ho ahy izay,
[00:05:02] Nitondra mangidy,
[00:05:02] Tsy tiako ho tadidy,
[00:05:02] Reny rehetra ireny...
[00:05:02] F'izaho sy ialahy,
[00:05:02] Hamafy hafaliana,
[00:05:02] Hanome fanampiana,
[00:05:02] Ny mitovy amiko,
[00:05:02] Raha eo ialahy,
[00:05:02] Hiteny ireo nangiana
[00:05:02] FAHAFAHANA no iriana,
[00:05:02] Ho an'ny Taniko...
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Time To Say Goodbye [KOKIA]
- 乱世枭雄 第342集 [单田芳]
- 寒椿 [山口百恵]
- 伤了心断了念 [张跃]
- 午夜的旋律 [酷姐]
- Fools We Mortals Be [Etta James]
- Lollipops And Roses [Paul Petersen]
- Angels of Stone [John & Mary]
- Crazy? Yes! Dumb? No!(Album Version) [The Mint Chicks]
- Uptown [The Crystals]
- Volver(Album Version) [Roberto Carlos]
- 欺生 [陈冠希]
- Adventure Of A Lifetime [One Nation]
- 长安故事(美文版) [泛泛]
- Long Road [Joce Lumengo]
- (Let Me Be Your) Teddy Bear(Remaster) [Elvis Presley]
- Sledgehammer(Dance Remix to Rihanna) [Galaxyano&Natalie Gang]
- Il Paese Dei Testimoni [Ivano Fossati]
- That’s The Way I Feel [The Miracles]
- A Fool For You [Ray Charles]
- 剩下伤心 [林楚麒]
- Friesenlied (Wo die Nordseewellen...) [Rolly Knig]
- 这些歌是开口秒杀系列 [哲毅]
- Skeleton Song [The Good Life]
- 乱世枭雄0165 [单田芳]
- Caroline [Bourvil]
- Cuttin’ In [Johnny Guitar Watson]
- 雪下个不停2018版 [古永鑫]
- Mataron A Los Mendoza(Album Version) [Lorenzo de Monteclaro]
- 爱的手机 [烟圈蔓延]
- Rain, Rain, Rain [Frankie Laine]
- Closure [Jack And Jack]
- I Will Stand-7 [In the Style of Kenny Chesney (Karaoke Version with Backup Vocals)] [Karaoke]
- Pam Pam Pam [Zlata Dzardanova]
- La Era Punk [Algora]
- Patience [Anika Noni Rose&Eddie Mur]
- 浮生遗梦·祭宋凝 [少年霜]
- Dis-moi [Le meilleur de la chanson]
- Time Waits For No One [The Hilltoppers]
- Feiern ist ein Hammer [AlpenRebellen]
- One Time [Marian Hill]
- Private Hell [The Jam]