《Rivotra》歌词

[00:04:03] Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio
[00:04:03] Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io
[00:04:03] Ny tany ve no ratsy
[00:04:03] Sa ny olona no efa lany vatsy
[00:04:03] Ny tany ve no boboka
[00:04:03] Sa ny olona no efa vizana sy drodroka
[00:04:03] Dia hoy aho hoe manontany tena mba ho aiza ihany no hiafarana
[00:04:03] Gaga(2) sy mihenahena ny olona ao an-tan脿na
[00:04:03] Voazara ho antokotokon'olona
[00:04:03] Voazara ho vondrombondron'olona
[00:04:03] Nozarainy ho fokofokon'olona
[00:04:03] Amin'izay angamba tsy ho vanon-kolona Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato
[00:04:03] Mampisala(2) anefa ireo mpanao afer izay nihamaro tato ho ato
[00:04:03] Mitombo ny isan'izy ireo
[00:04:03] Mitombo ny volan'izy ireo
[00:04:03] Miroborobo ny aferan'izy ireo
[00:04:03] Tsy laitra ny setrasetran'izy ireo
[00:04:03] Ny rivotra manadalo ve no mitondra tadio
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Bailando con Mr. Hyde [Andy Chango]
- Modern Issues Of The Heart [Tribeca]
- Revolution [Insolence]
- Tales Of Brave Ulysses [Rotary Connection]
- 在劫难逃 [屠洪刚]
- Sleep By Rivers [Kyle Lionhart]
- Ghost in a Kiss(Instrumental) [Clams Casino]
- 结 [星弟]
- Por Quê? [Jorge]
- Bob Seger [Ty Stone]
- Don’t Explain [Billie Holiday]
- Another One Bites the Dust [Life of the Party]
- Retribution [Abbey Lincoln]
- Counting Sheep [Safia]
- Boogie Shoes [Orquesta Cinerama]
- Oblivion [Milva]
- A Little Love And Understanding [Bing Crosby]
- What Is Love? [Peter Andre]
- 我们的歌(Live) [杨树林&金志文&男光音组合]
- Trenzinho (Trem De Ferro) [Joao Gilberto]
- 月半弯 [张学友]
- (I Believe I’ll) Dust My Broom [Robert Johnson]
- Staring at the Sun [Boone Howard]
- Old Devil Moon [Chet Baker]
- Old Devil Moon [Jo Stafford]
- Multillionaire [Dok2]
- (New Ver.) []
- 一位姑娘 [MC韩词&韩嘉琪]
- 高山温泉 [张也]
- 谋事在人成事在天(Original Mix) [爱音.Music.]
- Somos Diferentes [Antonio Machin]
- Open Your Heart(As Made Famous by Madonna)(My Workout Mix) [My Workout Mix]
- Wee Small Hours [Bobby Davro&Kenny Lynch]
- New Orleans(Remastered) [Hoagy Carmichael&John Col]
- Sweet Nothins (In the Style of Brenda Lee)(Demo Vocal Version) [ProSource Karaoke]
- Santiago [Alexis Venegas&Ramon Alex]
- 不打扰,成了我们最后的默契 [若素]
- Key Entity Extraction V: Sentry the Defiant [Coheed and Cambria]
- My Baby Just Cares for Me [Nina Simone]
- 飞鸟和鱼 [张林林]
- In My Veins [Billie Black&Del The Funk]
- Lasst Uns Froh Und Munter Sein [Vico Torriani]