《Raha Noana Ny Kibo》歌词

[00:04:06] Raha noana ny kibo re
[00:04:06] Mivezivezy ny fanahy
[00:04:06] Na ireo razana efa lasa aza
[00:04:06] Tsy mety mitahy
[00:04:06] Koa aza mba kanosa re
[00:04:06] Sy be ahiahy
[00:04:06] Fa sao dia voasongona
[00:04:06] Fa be ireo fetsy lahy Ialao ny hakamona
[00:04:06] Mitondra mosary
[00:04:06] Fa ireo razana hanohana
[00:04:06] Raha mamboly vary
[00:04:06] Fa ny fambolena ihany
[00:04:06] No harena eto an-tany
[00:04:06] Fa izay manao izany
[00:04:06] Hisongadina avy hatrany
[00:04:06] Fa efa miha sarotra Ity fiainana ity
[00:04:06] Fa misy te-hivarotra Ity tanintsika ity
[00:04:06] Tsy fantatra intsony Aiza ny marina
[00:04:06] Fa 'tady ho lotoiny
[00:04:06] Amin'izay tsy ho tafarina
[00:04:06] Fa 'tady ho vonoiny
[00:04:06] Koa hivarimbarina
[00:04:06] Fantatsika mazava anie
[00:04:06] Ireo olana misy
[00:04:06] Izay tsy ampoizina akory
[00:04:06] Nefa misy dia misy
[00:04:06] Fa ny toky anie fitaka
[00:04:06] Ny atao hono no hita
[00:04:06] Na inona na inona hasaritaka
[00:04:06] Refa vonona tafita
[00:04:06] Ny alaolana dia betsaka
[00:04:06] Mameno ny tany
[00:04:06] Avelao atamin'ny resaka
[00:04:06] Fa io tsy mety lany Inona ary no hatao
[00:04:06] Mba hialana amin'izao
[00:04:06] Raiso ary ny andraikitra
[00:04:06] Fa efa mafy ity ny kaikitra
[00:04:06] Nahoana raha miara-dia hifanohantohana
[00:04:06] Hifanaja, hifankatia
[00:04:06] Tsy hifanondro vohana
[00:04:06] Hiaraka hikarakara
[00:04:06] Ity tanintsika ity
[00:04:06] Ka ny soa sy tena tsara
[00:04:06] No hatolotra azy ity
[00:04:06] Aza mba mizarazara
[00:04:06] Hampadroso azy ity
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- refreshing []
- 香巴拉见证我们的爱 [阿斯满&扎西尼玛]
- Young Glass(Explicit) [Hey Rosetta!]
- 风的季节 [Soler]
- 十二年 [曹智]
- Kiddo’s Revenge [Mindi Abair]
- 爱情是冰冷的诱惑(现场版) []
- Kee-Mo Ky-Mo (The Magic Song) (2003 Digital Remaster) [Nat King Cole]
- El jinete [Mari Trini]
- Dance For Change [KAZAKY]
- Sweet Dreams(The Original Club Mix) [Kikka]
- 500 Miles [Live Album Version] [Peter Andre]
- Out Of The Silent Planet [King’s X]
- Pour Some Sugar On Me(Acoustic Version|Def Leppard Cover) [Bar Lounge]
- Happy Feet [Paul Whiteman&Joe William]
- La haine [Jacques Brel]
- The Gentleman Is A Dope [Bing Crosby]
- LoveStoned / I Think She Knows(Justice Remix) [Justin Timberlake]
- 曾经太年轻 [蓝又时]
- 漂 [韩红]
- U.B Blues [Unbalance]
- 写给我第一个喜欢的女孩的歌(Cover 洛天依) [阮豆]
- 恋に生きる [谷村新司]
- SWEET KISSES (Live) [安室奈美恵]
- a va a vient(Album Version) [Boby Lapointe]
- 分书 [陈洁仪]
- Antidot(Feat. Chillin Ovatime) []
- How’s The World Treating You [Jim Reeves]
- Vaporizer [Lupine Howl]
- This Train [Peter, Paul & Mary]
- Rosa Rosa [Sandro]
- Entre las Olas de Ubatuba [boom boom kid&Carlos Dami]
- Louder(154 BPM) [Treadmill Workout Music]
- The Weaker One [Bleed From Within]
- Down A** B**ch [Hit Crew Masters]
- War(Diskord Remix) [Astronaut&Far Too Loud&Di]
- Volver [Carlos Gardel]
- I’d Fight The World [Jim Reeves]
- 凡眼(灵镜传奇片尾曲) [姚婷]
- 她他 [杨幂]
- 少林,少林 [群星]
- フェスティバルは突然に [テニプリオールスターズ]