《Somambisamby》歌词

[00:03:03] Somambisamby re ry lahy e, toy ny andro diavolana
[00:03:03] Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana
[00:03:03] Manembona ny any aminay, tan脿na tsy foina
[00:03:03] Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina, mba jerijereo
[00:03:03] Mba jerijereo ny tanan脿ntsika, aza avela hangina, aza avela hangatsiaka
[00:03:03] Fa mbola ho tonga indray androany, hitondra ny soa, hitondra ny mamy
[00:03:03] Hirongo tantely, hirongo vilany
[00:03:03] Toa mateti-pihavy kanefa ilay ora-panala
[00:03:03] Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala
[00:03:03] Ka lavitra anefa ny any, toa saro-banjinina
[00:03:03] Ny sento no hampitaina any, veloma mas矛na 么
[00:03:03] Veloma mas矛na, veloma ry tiana
[00:03:03] Alao ny alahelo handao ny akiviana
[00:03:03] Fa mbola ho tonga indray androany
[00:03:03] Hitondra ny soa, hitondra ny mamy
[00:03:03] Hamafa tomany, hamafa vinany
[00:03:03] Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka
[00:03:03] Aza kivy na very finoana, mandehana manezaka
[00:03:03] Ao anatin' ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina
[00:03:03] Misy ny ambony, misy ny ambany, izay no marina fa ny ady tsy vita
[00:03:03] Ny ady tsy vita fa mbola hitohy
[00:03:03] Ny mety tafita, raha mamohifohy
[00:03:03] Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery
[00:03:03] Handresy ireo kinga, tsy maneritery
[00:03:03] Handrava fan脿nana, hamokatra fery
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 『那』女孩 [黄义达]
- No Stopping Us [Jason Mraz]
- 难忘的梦 [韩宝仪]
- Tell Me [David Archuleta]
- 1063凡人修仙传 [万川秋池]
- Over the River and Through the Woods [Disney]
- When a Child Is Born [Boney M.]
- 春の風 [Quinka,with a Yawn]
- Dammi 5 Minuti [Stadio]
- Crazy About You [Luna Sea]
- Hello Mary Lou [Adam Faith]
- Mule Skinner Blues [The Fendermen]
- Roving Gambler [Jim Reeves]
- There Goes My Love [Buck Owens]
- Blue Hawaii [Frank Sinatra]
- Speed of Sound [The Rock Heroes]
- Fields of Gold [InstaHit Crew]
- Carol [Chuck Berry]
- 兄弟歌 [卢星灿]
- Waiting(Live From The Piano Room) [Aquilo]
- Night Train [James Brown]
- 1.5(Explicit) [Lil Kleine]
- 初恋 [凤飞飞]
- Keep track of me [东方词懿]
- With A Song In My Heart [Ea Fitzgeraldll]
- 鬼才 [气质韩]
- 不是说好不分手 [罗旦&马剑芬]
- 精心打扮的初面 [何菲涣]
- I’ve Got No Use For The Women [Marty Robbins]
- I’ll Be There(Album Version) [Jackson 5]
- 曾经守候 [汤川]
- 般若心经 (Live) [薬師寺寛邦]
- My Last Affair [Lionel Hampton&D.R]
- 叶落 [廖国钺]
- John Henry [Woody Guthrie]
- Da Ban Duman Alm [We Play arkclar]
- Applause (Originally Performed by Lady Gaga) [Karaoke Version] [DJ Kid Star]
- O Homem (Ao Vivo) [Padre Reginaldo Manzotti&]
- 天荒爱未老 [周慧敏]
- Donne-Moi Ma Chance [Richard Anthony]
- You’re All the World To Me (Glee Cast Version) [Glee Cast]