《Lendrema》歌词

[00:08:04] Laso roa lendrema
[00:08:04] Laso roa lendrema
[00:08:04] Zanaka lahy an-drarederve
[00:08:04] Nandeha niala any Ankazomalaza
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
[00:08:04] Lendrema maditra
[00:08:04] Lendrema maditra
[00:08:04] Mamalivaly an'ny ray aman-dreny
[00:08:04] Manao kamokamo mitsaoka raharaha
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
[00:08:04] Naka fiara-kodia
[00:08:04] Lendrema maditra
[00:08:04] Lasa nitsaoka any Antananarivo
[00:08:04] Lasa nitsaoka any Antananarivo
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
[00:08:04] Tsy hita intsony lendrema
[00:08:04] Tsy hita intsony lendrema
[00:08:04] Mitomany an'I dada sy neny
[00:08:04] Mitomany an'I zoky sy zandry
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
[00:08:04] Any Anjanamasina
[00:08:04] Any Anjanamasina
[00:08:04] No hahitana ireo adala
[00:08:04] No hahitana ny zaza maditra
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
[00:08:04] Nandeha nody any ankazomalaza
[00:08:04] Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala
[00:08:04] Tany andrefan'i Antanarivo
[00:08:04] Nandeha nody any ankazomalaza
[00:08:04] Fa voavelively fa zaza maditra
[00:08:04] Tany andrefan'i Antanarivo
[00:08:04] Tonga soa lendrema
[00:08:04] Tonga soa leiry e
[00:08:04] Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory harena lendrema
[00:08:04] Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy
[00:08:04] Tany ambanivohitry ny ray amandreninyTonga soa lendrema
[00:08:04] Tonga soa leiry e
[00:08:04] Very izy leisy ka very izy leisy razandry aAlan'ny olona any ankazomalaza
[00:08:04] Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra
[00:08:04] Ka voateniteny ireo fokon'olonaNony maty lendrema
[00:08:04] Dia lamba mena no gony
[00:08:04] Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy
[00:08:04] Nony maty lendrema
[00:08:04] Nony maty lendrema
[00:08:04] Tsy nisy nandevina
[00:08:04] Tsy nisy nandevina izany
[00:08:04] Ity tantara ity dia tantara Drema
[00:08:04] Tantara Drema ilay maty ny ditra
[00:08:04] Rehefa maty Drema
[00:08:04] Dia mbola velona ny zanany
[00:08:04] Zanak'I Drema dia zanaka jomaka
[00:08:04] Zanaka jomaka hony ao a
[00:08:04] Zanaka jomaka hony ao a
[00:08:04] Jomaka jomaka jomaka jomaka
[00:08:04] Mirenireny foana eny an'tananaBofinay tany i teka
[00:08:04] Bofinay tany i teka
[00:08:04] Niteka niteka niteka
[00:08:04] Renireny lava eny amin'ny lalanaDadanay efa tsy eo intsony
[00:08:04] Dadanay efa tsy eo intsony
[00:08:04] tsy eo intsonyFa efa matimaty faona
[00:08:04] Amin'ny rotakaZanak'I drema zanak'I drema
[00:08:04] Zaza kamboty navelan'I drema
[00:08:04] Teraka latsaka teny an-tsena
[00:08:04] Zanak'I drema zanak'I drema
[00:08:04] Zanaka andevo tsy maha te ho tia
[00:08:04] Zaza maditra tsy vita sonia
[00:08:04] Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e
[00:08:04] Nahoana no ihomezana fotsiny
[00:08:04] Na hatahoranaZanak'I drema zanak'I drema
[00:08:04] tsy misy vola hifidianana vary
[00:08:04] mangaro paosy dia mamaky trano
[00:08:04] jomaka jomaka jomaka
[00:08:04] Zanak'I drema zanak'I drema
[00:08:04] Tsy misy dada tsy misy neny
[00:08:04] Ny arabe no ray aman'dreny
[00:08:04] Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e
[00:08:04] Nahoana no ihomezana fotsiny
[00:08:04] Na hatahoranaZanak'i drema zanak'i drema
[00:08:04] Zanaka jomaka zanaka alika
[00:08:04] Zanaka jomaka zanaka alika
[00:08:04] Zanak'i drema zanak'i drema
[00:08:04] Mizara vary amin'ny zanak'alika
[00:08:04] Mizara vary amin'ny zanak'alika
[00:08:04] Izy izy izy no zanam-bahoakaTsy hita intsony lendrema
[00:08:04] Tsy hita intsony lendrema
[00:08:04] Mitomany an'I dada sy neny
[00:08:04] Mitomany an'I zoky sy zandry
[00:08:04] Iao iao iao ia ia ia iao
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Messenger Of God [Heathen Foray]
- If That Isn’t Love [”Weird Al” Yankovic]
- End The Rain [Eva Cassidy]
- Gimme Your Blood [Axxis]
- 舍不得忘记 [李启文]
- A Long Time Ago [First Aid Kit]
- 冬去春来 [孙青[女]]
- Open Up Your Heart [Vanvelzen]
- 龙虎风云会第8回 [单田芳]
- Glory Train [Ricky Nelson]
- Comme Moi [Edith Piaf]
- Shake It Off [Die Musikstudenten]
- THE MONSTER(A.R. Remix) [DJ Space’C]
- One Broken Heart For Sale [Elvis Presley]
- Lonely This Christmas [Xmas Music&Canzoni di Nat]
- Sunny and 75 [Nelson Wills]
- A Turn for the Worse [The Generators]
- Let Me Love You [Blossom Dearie]
- 未完成的歌 [蔡琴]
- Out Last Night [Kenny Chesney]
- The River(Amazon) [Son Little]
- 为什么要骗自己 [卢业瑂]
- 为我们的今天喝彩 [林萍]
- 喊麦之王 [MC龙霆]
- 囚鸟 [玫月]
- London By Night [Frank Sinatra]
- Phosphorror [Vesania]
- 孙燕姿丨我怀念的,是无话不说(DJ长音频) [微音]
- Strong And Smart (No Fun At All) [群星]
- 相思化春泥 [天爱]
- (Ver.2) [金朝汉]
- 我不是小孩 [顾汉尧&王杰]
- Overture [Tito]
- When You Got It, Flaunt It - The Producers [The London Theatre Orches]
- Cadê Tereza(Faixa Bnus|Sterio Mix) [Os Originais Do Samba]
- 爱情风雨 [冷雨]
- A Neverending Dream [Cascada]
- Baby Sittin’ [Bobby Angelo&The Tuxedos]
- London Calling [Chaos Theory]
- ウルトラマンコスモス~君にできるなにか(能为你做什么) [动漫原声]
- A-oh!(Korean Ver.) [SUPER JUNIOR]
- 喜欢两个人 [彭佳慧]