《Voasary》歌词

[00:03:01] Iny izy fa tazako avy eny an-tampon-kavoana
[00:03:01] Mamikavika mafy ery ambony ery a
[00:03:01] Mitofatofa amin'ny zipo, zipo lavany
[00:03:01] Fafazan'ny orana avy any atsimo izy
[00:03:01] Tohanan'ny rivotra tsy avelany mandeha
[00:03:01] Mivitribitrika anefa izy mitaingina ny kapany
[00:03:01] Na dia misy aza ny fiakarana mideza
[00:03:01] Izay miandry azy atsy aloha atsy
[00:03:01] Mavitribitrika izy e hamangy ilay malalany
[00:03:01] Ny famindrany amin'izay e
[00:03:01] Manaraka ny fitempon'ny fony a
[00:03:01] Manaraka ny fitempon'ny fony a
[00:03:01] Midobodoboka ny fony
[00:03:01] Midobodoboka aok'izany an
[00:03:01] Rehefa tonga teo am-baravarana
[00:03:01] Nandodona in-droa izy e nefa tsy nisy namaly a
[00:03:01] Saika handodona fanintelony izy
[00:03:01] Nivoha anefa ny varavarana
[00:03:01] Ka nampandrosoiko izy e tato an-trano
[00:03:01] Mangetaheta anefa izy e
[00:03:01] Dia notolorako voasary a
[00:03:01] Dia notolorako voasary a
[00:03:01] Somary gaga anefa izy
[00:03:01] Nijery ilay voasary
[00:03:01] Voasary efa vita vaofy no nomeko azy
[00:03:01] Nanontany ahy izy e nankaiza ny hodiny
[00:03:01] Be mpaniry mantsy io voasary io
[00:03:01] Ka izay tonga ato an-trano dia mihinana ny hodiny
[00:03:01] Ny fon'ilay voasary anefa tsy nomeko an'iza an'iza
[00:03:01] Natokako ho anao e ny fon'ilay voasary a
[00:03:01] Natokako ho anao e ilay voasary mamy an
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Heartbreaker [Danity Kane]
- 俄罗斯绝对风情 [华语群星]
- Bustin’ Out [Rick James]
- Delirious(LP版) [Luka Bloom]
- Birch Tree [Foals]
- Sailing Without A Sail(2002 Digital Remaster) [Michael Johnson]
- 失忆代替回忆 [乔炫轩]
- Mirada Perdida [Ars Amandi]
- One Room Paradise [Aretha Franklin]
- Camarillo Brillo [Frank Zappa]
- Rock’n’roll Man [Johnny Hallyday]
- Ghostbusters [Deja Vu]
- Ei ole kunagi hilja [Siiri Sisask]
- 期盼 [彦华]
- Just The Two Of Us [Love Potion]
- It’s Time [Pop Chart Top Singers]
- Keeping My Composure [The Chemical Brothers&Spa]
- 为你而来 (TV Version) [刘娜萍&邓捷]
- Game Over [汪妤凌]
- Bright Lights And Country Music [Mats Rdberg]
- The Three Little Pigs(Story) [The Tiny Boppers]
- Step by Step [May J.&WISE]
- All Of Me [Louis Armstrong]
- 80年代(伴奏) [许云上]
- 洗洗手 [嘉芙姐姐 Katherine]
- Sou Feliz (Playback) [Jamily]
- The Wallflower [Etta James]
- Lebenslnglich Du [Roland Kaiser]
- 19th Nervous Breakdown(Mono Version) [The Rolling Stones]
- I Need Your Love Tonight [Elvis Presley]
- 天上人间 [金音]
- Zeman Dodje [Dragan Kojic Keba]
- I’ll Always Love You [Dean Martin]
- Ac-cent-tchu-ate the Positive [Music form the Motion Picture ”Here Come the Waves”] [Bing Crosby&So What!&Ray ]
- Balada (Tche Tcherere Tche Tche) [Let The Music Play]
- One Monkey don’t Stop no Show [Stick Mcghee & His Buddie]
- Time After Time [Miss Sammy J]
- Drift Off To Dream [Travis Tritt]
- Pimper’s Paradise [Bob Marley&The Wailers]
- 爱的天空 [那英]
- 机器猫 [儿童陪伴精选]