《Tsiafahy》歌词

[00:02:46] Raha hianavaratra any ianareo
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Raha hianavaratra any ianareo
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Tandremo kiraronao sao simba e
[00:02:46] E e, Ankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
[00:02:46] Raha hiantsinanana any ianareo
[00:02:46] Raha hiantsinanana any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny verovato
[00:02:46] Raha hiantsinanana any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny verovato
[00:02:46] Mitondra ny verovato
[00:02:46] Mitondra ny verovato
[00:02:46] Anaovana ny fonao mba ho tsara e
[00:02:46] E e, Ankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
[00:02:46] Raha hianatsimo any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny tavoahangy
[00:02:46] Raha hianatsimo any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny tavoahangy
[00:02:46] Mitondra ny tavoahangy
[00:02:46] Itondrana ny fanafody
[00:02:46] Fanafodin'Ingahy marary
[00:02:46] Fa te, e e hankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
[00:02:46] Raha hianandrefana any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny elo manga
[00:02:46] Raha hianandrefana any ianareo
[00:02:46] Mitondra ny elo manga
[00:02:46] Mitondra ny elo manga
[00:02:46] Mitondra ny elo manga
[00:02:46] Fa i kalakelin-dRamanga ho tonga e
[00:02:46] E e, hankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
[00:02:46] Raha hianavaratra any ianareo
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Raha hianavaratra any ianareo
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Misosa amin'ny godr么
[00:02:46] Tandremo kiraronao sao simba e
[00:02:46] E e, Ankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
[00:02:46] Raha sarotim-panina e
[00:02:46] Raha sarotim-panina ianareo
[00:02:46] Aza miakatra an-davarangana
[00:02:46] Raha sarotim-panina ianareo
[00:02:46] Aza miakatra an-davarangana
[00:02:46] Raha sarotin-kalahelo
[00:02:46] Aza mijery fasana fa ory e
[00:02:46] E e, Ankalaza an'izany fety
[00:02:46] Asanao Madagasikara
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Take Back(Album Version) [Green Day]
- 怒吼吧黄河 [中央乐团合唱团]
- The Box [Fad Gadget]
- 毛主席语录没说话 [张冬玲]
- 剑客不能说 [玄觞&流月Ryutsuki]
- You’d Be So Easy To Love [Sarah Vaughan]
- Play Me [Neil Diamond]
- Les crapauds [Alain Souchon]
- 最后一次 [乌兰托娅]
- 去吧! [陈慧娴]
- Dyna-Mite [Mud]
- Please Hurt Me [The Crystals]
- I Wanna Be Your Star(Veranos Restyled 2K5 Radio Edit) [Marco Juliano]
- Can’t Stop(Acoustic Version|Red Hot Chili Peppers Cover) [Bar Lounge]
- No One Ever Lost More [Jimmy Dorsey & His Orches]
- Little Bit [Eddy Arnold]
- 【越调】诸葛亮吊孝 2/2 [申凤梅]
- 手指招呼歌 [巧虎儿歌]
- Sexy and I Know It [On Air!]
- Debris(BBC In Concert 23 April 1974) [Ronnie Lane]
- Trouble(Kat Krazy Remix) [Iggy Azalea&Jennifer Huds]
- Act 1: ”Libiamo ne’lieti calici” (Brindisi) [Luciano Pavarotti&Dame Jo]
- Sleepy Time Gal [Dean Martin]
- In the Wee Small Hours of the Morning [Frank Sinatra]
- Flood Watch(Explicit) [Juicy J&Offset]
- I Will Survive (Interpretation) [Pure Energy]
- 曾经扑进你怀里 [吴琴儿]
- 小杜鹃 [新竹师专附小合唱团&四海儿童合唱团]
- Shades [Iggy Pop]
- Evolución [A Tirador Láser]
- Things We Said Today [The Abby Road Ensemble]
- Oh Happy Day [Righteous Melodies]
- No Me Platiques Ms (In the Style of Luis Miguel)(Performance Track with Demonstration Vocals) [Done Again]
- My Favorite Things(Remastered) [John Coltrane]
- Souvenirs souvenirs(Remastered) [Johnny Hallyday]
- Johnny Angel [Shelley Fabares]
- Counting 5-4-3-2-1 [thursday]
- I Heard It Through The Grapevine [Marvin Gaye]
- 地球仪 [张娜拉]
- 赋别曲 [周传雄]