《Tsy Miraharaha》歌词

[00:04:27] Tanety dorana, tsy miraharaha
[00:04:27] Arehitra ny ala, tsy miraharaha
[00:04:27] May ny tanindrazana e, tsy miraharaha
[00:04:27] Ny hoavin'ny taranaka, tsy miraharaha
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Ny hamono antsika anie tsy mba basy velively
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Tsy mahatsiaro tena isika, mihamaty tsikelikely
[00:04:27] Risoriso manjaka, tsy miraharaha
[00:04:27] Izay osa voadaka, tsy miraharaha
[00:04:27] Ny efa matanjaka e, tsy miraharaha
[00:04:27] Sondriana mitrandraka, tsy miraharaha
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Ny safiran' Ilakaka tsy hita velively
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Saingy afa-drakotra izao ny tantely
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Ny harena an-kibon'ny tany
[00:04:27] Tsy misy mitsitsy velively
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Ny taranantsika re mba amelao kely
[00:04:27] Ny fiarahamonina, tsy miraharaha
[00:04:27] Aleony mionona, tsy miraharaha
[00:04:27] Lasa fomba mahazatra e ny tsy miraharaha
[00:04:27] Isika Malagasy lasa tsy miraharaha
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Tena loza ity. Isika Malagasy anie ho very
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Vola indray izao o no solon'ny fanjakana manan-kery
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Tena loza ity. Isika Malagasy anie ho very
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Vola indray izao o no solon'ny Ray aman-dReny ton-teny
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Soa ihany fa mbola misy anareo e miraharaha
[00:04:27] O 鈥榬y Aba, O 鈥榬y hendry e
[00:04:27] Soa ihany fa mbola misy zanakareo e miraharaha
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- Betrayed Tha Sun [SOUL’d OUT]
- Don’t Look Too Far(Remastered) [Anathema]
- 梦游 [谢文雅]
- Ein Kommen und Gehen [Milva]
- Perdóname (en Directo) [Pablo Alborán]
- 第2581集_百炼成仙 [祁桑]
- 南无观世音菩萨(女声粤语版) [佛教音乐]
- 南乡子 [洗凡]
- 化作星辰 [三无Marblue]
- 和过去说再见 [吴夕儿]
- Jardin d’hiver [群星]
- Look At You [Screaming Trees]
- 虚拟浪漫 [郑露露&李小马飞]
- Elsker dig for evigt(2003 - Remaster) [Lars H.U.G.]
- Missing You 2007 [The Hit Co.]
- Master Of The House (In The Style Of Les Miserables) [Demo Vocal Version](Demo Vocal Version) [ProSource Karaoke]
- Tell Me Baby [Muddy Waters]
- Bimbo [Jim Reeves]
- El Final(Versión Sinfónico|En Vivo) [Cala (Rostros Ocultos)]
- 我的呀老妈妈 [陈萍]
- 这一刻我什么话都不想说 [孟祥红]
- Perfect Day [OH MY GIRL]
- Kids(Live in New York) [Kylie Minogue]
- Personne [Eddy Mitchell]
- Finalmente [Carmelo Zappula]
- Breakfast Club London [Vibraphile&Linnea]
- 殓心人 [李蚊香&goldEN]
- Unter fremden Sternen [Freddy Quinn]
- Pradizer Adeus (To Say Goodbye) [Sergio Mendes & Brasil ’6]
- 爱的尊严 [刘科]
- ウルトラマンX [水木一郎&大空大地]
- Chicken You Can Roost Behind The Moon [Frank Stokes&Dan Sane]
- Let me roll it [Emmanuel Horvilleur&Lucas]
- Dare Me[127 BPM](Stupidisco) [Body Fitness]
- Thank U [Girl Power]
- The Son Of Mary (What Child Is This) [Harry Belafonte]
- La chasse aux papillons [Georges Brassens]
- 风光之城 [东山少爷]
- 哪里 [张超[音乐人]]
- 撤尼少年跳月来 [杨鸿年]