《Somambisamby》歌词

[00:00:00] Somambisamby - Mahaleo
[00:00:04] Lyrics by:Razafindranoa Raosolosolofo
[00:00:08] Composed by:Razafindranoa Raosolosolofo
[00:00:12] Somambisamby re ry lahy e
[00:00:15] Toy ny andro diavolana
[00:00:17] Ka ontsaontsa ny fanahy e
[00:00:20] Fa maro ny olana
[00:00:23] Manembona ny any aminay e
[00:00:26] Tanàna tsy foina
[00:00:29] Mahatsiaro ireo havanay e
[00:00:32] Tsy hay hadinoina mba jerijereo
[00:00:35] Mba jerijereo e
[00:00:37] Ny tananàntsika
[00:00:39] Ny tananàntsika
[00:00:39] Aza avela hangina
[00:00:40] Aza avela hangina
[00:00:42] Aza avela hangatsiaka
[00:00:43] Aza avela hangatsiaka
[00:00:45] Fa mbola ho tonga
[00:00:46] Fa mbola ho tonga ô
[00:00:48] Indray androany
[00:00:49] Indray androany
[00:00:51] Hitondra ny soa
[00:00:52] Hitondra ny soa
[00:00:54] Hitondra ny mamy
[00:00:55] Hitondra ny mamy
[00:00:56] Hirongo tantely
[00:00:57] Hirongo tantely
[00:00:59] Hirongo vilany
[00:01:01] Hirongo vilany
[00:01:05] Toa mateti-pihavy kanefa
[00:01:08] Ilay ora-panala
[00:01:11] Ka lasa ny saina miantefa
[00:01:14] Hamangy ny malala
[00:01:16] Toa lavitra anefa ny any e
[00:01:19] Ka saro-banjinina
[00:01:22] Ny sento no hampitaina any e
[00:01:25] Veloma masìna veloma masìna
[00:01:28] Veloma masìna
[00:01:30] Veloma ry tiana
[00:01:31] Veloma ry tiana
[00:01:33] Afaho ny alahelo
[00:01:34] Afaho ny alahelo
[00:01:35] Fafao ny hakiviana
[00:01:37] Fafao ny hakiviana
[00:01:38] Fa mbola ho tonga
[00:01:40] Fa mbola ho tonga
[00:01:41] Indray androany
[00:01:43] Indray androany
[00:01:45] Hitondra ny soa
[00:01:46] Hitondra ny soa
[00:01:47] Hitondra ny mamy
[00:01:49] Hitondra ny mamy
[00:01:50] Hirongo tantely
[00:01:52] Hirongo tantely
[00:01:53] Hirongo vilany
[00:01:55] Hirongo vilany
[00:01:59] Na dia maro ny zava-midona
[00:02:02] Aza atao mampifezaka
[00:02:04] Aza kivy na very finoana
[00:02:07] Mandehana miezaka
[00:02:10] F'ao anatin'ny ngidy ny mamy
[00:02:13] Ka saro-takarina
[00:02:16] Fa misy ny ambony sy ambany
[00:02:19] Izany no marina fa ny ady tsy vita
[00:02:22] Ny ady tsy vita
[00:02:24] Fa mbola hitohy
[00:02:25] Fa mbola hitohy
[00:02:26] Tsy mety hotafita
[00:02:28] Tsy mety hotafita
[00:02:30] Raha mamoifoy
[00:02:31] Raha mamoifoy
[00:02:32] Ka raiso ny ampinga
[00:02:34] Ka raiso ny ampinga
[00:02:35] Raiso ny hery
[00:02:37] Raiso ny hery
[00:02:38] Handresy ireo kinga
[00:02:40] Handresy ireo kinga
[00:02:41] Tsy maneritery
[00:02:43] Tsy maneritery
[00:02:44] Handrava fanànana
[00:02:46] Handrava fanànana
[00:02:47] Hamokatra fery
[00:02:49] Hamokatra fery
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 这样爱你DJ版(疯行情歌) [DJ舞曲]
- To the Lighthouse [Raunchy]
- 初恋は柘榴色(《半妖少女绮丽谭》动漫主题曲) [动漫原声]
- 雨色パラソル [大塚愛]
- 三百六十五里路 [张梦婷]
- 妈妈我的亲娘 [吴松发]
- Was That All It Was(12” Version) [Jean Carn]
- 闭月 [梦璟SAYA]
- Gun(Live) [Soundgarden]
- Divididos(Directo Castillo Argüeso) [Rulo y la contrabanda]
- Dagegen [ALLIGATOAH]
- Soy Latino Americano [Various Artists]
- Ya Nada Volvera a Ser Como Antes(En Directo) [Dani Martin]
- 褔星高唱 [区瑞强]
- Tosca, Act II: Vissi d’arte [Orchestra Del Teatro Alla]
- Splish Splash [Bobby Darin]
- Coqueiro Verde [Zeca Pagodinho]
- Sally-Jo [Bill Monroe]
- No Fear [Mr.]
- Dear Future Husband(The Factory Team Speed Remix) [speedmaster]
- I’ll Wait for You [Frankie Avalon]
- I Need You Baby [B.B. King]
- The Great Pretender [Roy Orbison]
- A FAR-OFF DISTANCE [V.A.&Galneryus]
- 他其实很爱你,不要失去后才懂珍惜(DJ长音频) [微音]
- 算了吧 [歌一生]
- Sex Apeal(Feat. Mike W.)(Max Farenthide Remix) [Bueno Clinic&Mike W.]
- 让我们荡起双桨 [张晓彤]
- 恋人 [福山雅治]
- Dance, Dance, Dance [BBQ Masters]
- Mud on the Tires [In the Style of Brad Paisley ](Karaoke Version Teaching Vocal) [Karaoke]
- Over You (Originally Performed by Miranda Lambert) [Karaoke Version] [BeatStars]
- Tough Guys [Tuuli]
- Una Tarde Fresquita de Mayo [Los Menudines]
- Sexy Chick(Power Remix) [Power Music Workout]
- 南拳妈妈-花恋蝶 [DJ白雪[主播]]
- I’ll Build A Stairway To Paradise [Sarah Vaughan]
- Balada Boa(Tche Tcherere Tche Tche) [DJ Vivo]
- Nothing’s Gonna Change My Love For You [George Benson]
- 未来 [コブクロ]