《Efa Ela》歌词

[00:03:59] Efa ela aho no niandry izao andro izao
[00:03:59] Hatrizay aho tsy tafandry fa mitalaho
[00:03:59] Zava-poana e ny mihaina
[00:03:59] Maizin-dalàna aho raha toa ka tsy eo ianao
[00:03:59] Efa ela aho no naniry ny tanànao
[00:03:59] Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
[00:03:59] Zava-poana e ny mihaina
[00:03:59] Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
[00:03:59] Ao avokoa ireo mety hampisaraka
[00:03:59] Ao avokoa ireo mety hampivarina
[00:03:59] Ny fitia izay niombonana izay niombonana
[00:03:59] Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
[00:03:59] Hadinoy anie ny lasa raha vitanao
[00:03:59] Zava-poana ny rehetra
[00:03:59] Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
[00:03:59] Efa ela loatra izao mba matokia
[00:03:59] Aiza re ny làlana andao hiara-dia
[00:03:59] N'aiza n'aiza halehantsika
[00:03:59] Hiara-hifampitantana izao sy ianao
[00:03:59] LA LA LA LA LA
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 走过来依然是你 [韦唯]
- 冷冷的夏 [勤琴]
- 意外之外 [群星]
- 《百家讲坛》 20160127 百家姓(第三部)9 昝 管 [百家讲坛]
- 十赌九输 [江雨恒]
- Il N’Aurait Fallu [Léo Ferré]
- It Can’t Be Wrong(Remaster) [Dick Haymes]
- Elle Est Finie [Petula Clark]
- Alouette, gentille alouette [The French Children’s Sch]
- Grau, grau, grau [Broilers]
- Night And Day [Fred Astaire]
- Close To You [LYNN ANDERSON]
- I Think I’m Gonna Like It Here [The New Musical Cast&Orig]
- Where No One Stands Alone [Don Gibson]
- How Could I Let You Get Away [The Spinners]
- I Like To Move It [Boyz Boyz Boyz]
- The Man Who Sold The World(Bowie 70) [David Fonseca&Ana Moura]
- Conquistador De Cera [Jorge Aragao]
- Udomkarn Chee Wit [Ad Carabao]
- Volcanoes [Povi]
- This Kiss [Elizabeth Anderson]
- El Ritmo De Verdad(Franky Rizardo Remix) [Lego]
- Gritos Mudos [Xutos&Pontapés]
- 心伤时效 [马欢晴]
- Too Much Monkey Business [Chuck Berry]
- 听爱 [王力宏]
- Have It All(Original Mix) [Alvin Menso]
- I’m Beginning To See The Light [Connie Francis]
- Ride Out [Summer Hit Superstars&Tod]
- 等你老了 [MC九门提督]
- Don’t Make Me Over [Dionne Warwick]
- Tainted Love [Silver Screen Superstars]
- Y. M. C. A. [The Cover Bullet’s]
- Acúmulo de Azuis [Jorge Mautner]
- Doll Parts [InstaHit Crew]
- Animals(Worked Workout)(Remix) [Workout Remix Factory]
- This Doesn’t Have to Be Love (In the Style of Wilson Phillips)(Performance Track with Demonstration Vocals) [Done Again]
- Campanitas De Santo Domingo [Los Trovadores De Cuyo]
- 雨上がりNEW STAGE [PEACE$TONE]
- Mandy [Music Factory]
- 再见纪念 [李行亮]
- Master Of Tides [Lindsey Stirling]