找歌词就来最浮云

《Fitia Vao Mitsiry》歌词

所属专辑: Mahaleo Live à L’Olympia, Paris 歌手: Mahaleo 时长: 03:19
Fitia Vao Mitsiry

[00:03:19] Fitia vao mitsiry, t@ ora tsy nampozina.

[00:03:19] (Tonga)Tonga dia nankadiry, tsy laitra aozongozona.

[00:03:19] Nobedesiko ny foko, notsatsoiko ny adalany,

[00:03:19] Nofaliany toloko, dia noho ianao ihany.

[00:03:19] Aza dia esohina, ity fo misary adala,

[00:03:19] Ny fitempony enona, mitempo anao ry malala.

[00:03:19] Ny ra mikoriana, ao anatiko ao.

[00:03:19] Miboiboika fifaliana, raha vao mahita anao.

[00:03:19] Ndreto izay mitalao, samy revo samy tia.

[00:03:19] Fo sy saina ho anao, ny ivadika dia sanatria.

[00:03:19] Ra misy fanantenana, avy f'aza mihenahena,

[00:03:19] Ra tia ny fo aza rarana, fa ny aty efa jambena.

[00:03:19] P: fetraD10

随机推荐歌词: