《Raha Mila Fanampiana》歌词

[00:03:24] Raha mila fanampiana ianao
[00:03:24] Ka misy tsy mety ny hatao
[00:03:24] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:03:24] Misy namanao tena tia anao
[00:03:24] Miandry fotsiny miandry pihy maso
[00:03:24] Miandry ho kopahin-tanana
[00:03:24] Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
[00:03:24] Satria izany no tena namana
[00:03:24] Raha misy zavamam-pahory
[00:03:24] Ka mila tsy ahita tory
[00:03:24] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:03:24] Misy namanao tena tia
[00:03:24] Mahantra sy osa mahantra harena
[00:03:24] Nefa kosa tsy tia tena
[00:03:24] Fa vonon-kianampy satria tia
[00:03:24] Tsy mitady valiny sanatria
[00:03:24] Raha matsiaro ireny ianao indray(2)
[00:03:24] Na marary nefa tokana iray
[00:03:24] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:03:24] Misy namanao tena tia
[00:03:24] Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
[00:03:24] Ka ny halahelo hatsaharo
[00:03:24] Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
[00:03:24] Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
[00:03:24] Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
[00:03:24] Fa madio sy hamairatra foana
[00:03:24] Tsarovy aki eh!! fa any ho any
[00:03:24] Misy namanao hatrany hatrany (2)
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 从心出发 [黄俊源]
- Door to Door(LP版) [The Cars]
- 嫂子颂 [刘晓]
- 亚细亚 [陈慧娴]
- Jaw Gymnastics [Del Tha Funkee Homosapien]
- 你中有我 我中有你 [大伢]
- I Can’t Stand Up For Falling Down [Sam And Dave]
- Saturday Night [Bay City Rollers]
- Gold(Album Version) [Linda Eder]
- Good To My Baby [The Beach Boys]
- Numb - DJ越鼓版 [Linkin Park]
- Kerana [Misha Omar]
- Fishin’ in the Dark [Nitty Gritty Dirt Band]
- Que Sí Que No [La Banda De Fiesta]
- One Day in Your Life) [ProTracks Karaoke]
- When a Child Is Born (Soleado) [Christmas Party Songs&Chr]
- Baltimore [George Nooks]
- Step [Hallyu Wave]
- Santa Claus Is Comin’ to Town [Christmas Chorus&Feliz Na]
- Amor Del Alma [Los Mariachis]
- Fables [F-Minus]
- Mejor Es Imposible [Felipe Pelaez&Zabaleta]
- 流过的眼泪 [MC林轻风]
- Peppermint Twist (Part 1)(Rerecorded) [Joey Dee &The Starliters]
- イミテイションゴールド [三浦佑太朗]
- 炫赫门 [MC小东苏]
- The Last Leaf [The Cascades]
- She Made My Blood Run Cold [ike turner]
- 我在巫溪等你 [刘广]
- 轮回驿站 [刘春雨]
- 我最爱的姑娘我最爱的玫瑰(新版) [赫尔皮郎]
- 前进歌 [中国交响乐团合唱团]
- Her Er Min Mor(Album Version) [Elisabeth]
- Corazones Rotos [Chulita]
- Revoir Paris [Charles Trenet]
- Copitas De Mescal [Acapulco Tropical]
- Sitting On Top of the World [Ray Charles]
- 错爱负心郎 [林艳仪]
- 画情 [叶洛洛]
- The Killers And Me [New Bums]